Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsodrano (Fano)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao izay mitsetra,Manasoa ny madinika.
Tohizo fa tsara,
Mahaiza mandinika.
Ianao manome,
Manampy ireo namana
Tsy mila takalo,
Tsisy valin-tanana.
Miasa @ fo,
Ka mamafy ny soa.
Mivavaka ho anao aho
Mahereza hatrany.
A.tra anie hitantana anao.
Hahita vokatsoa @zay mba atao.
Tsy ho sasatra foana
Fa miandry fotoana.
Raha hivadika ny volana,
Ka hiodina ny taona;
Hivaly aminao ireo,
Ka ho finaritra avy eo
*01281214A6A
--------
Lien:
Catégorie :
Fampaherezana - Vavaka
