Ampidiro aloha ny tenimiafina
MOA TSY SATRY FOANA ? (Fidy Art Niaina)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Moa tsy satry foana hiaraka hitosy eo anilan'ilay tiana ?Rehefa miara-dalana iny dia malaina hifandao.
Nefa avy eo mety hahita tsaratsara eny an-dalana fodiana;
Satria, hono, ny olona mora taitran-drandrambao.
Moa tsy satry foana hianoka ny fy ?
Rehefa ela nihinana anefa dia tsy maintsy lany;
Nefa raha sendra ny mamy, ilay tsiro teo hadino ary.
Satria, hono, ny olona mikatsaka ny lafatra hatrany.
Fidy Art Niaina - 05 Jolay 2018 - 12:32
--------
Lien:
Fans:
Fidy Art Niaina
