IZAO REHETRA IZAO (IALY NOFY)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZAO REHETRA IZAO

Fa raha izao rehetra izao
Dia mamitaka avokoa
Ka mampijaly ny fo ;
Sy mandreraka ny saina .

Fa raha ny tontolo
Dia niova avokoa
Na ny toe-tsaina aza miova ,
Dia lasa mampitaraina .

Maizina avokoa ny tontolo
Tsy misy mazava akory
Ka na ny kely na ny lehie ,
Dai manova ny toe-tsaina .

Raha izao rehetra izao
No miova dia ho sambatra ianao ;
Ka samy hilamin-tsaina avokoa
Na izaho na ianao .


Lyçée Nanisana 2024 IALY NOFY
20.04.2024
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
150 1
Fans: SANAKERIB
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : IALY NOFY
Inséré par : SANAKERIB
Date : 03/06/2024 05:05
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0169