Any enao (NY FANAMBY Nomenjanahary)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Any ianao,

Any enao,any lavitra any
Asa hoe manahoana
Ny foko tsy aty fa any
Ny vatako sisa etoana

Any enao tsitako tsony
Asa na mbola manantena
Mila tsy ho haiko aky ny hitony
Asa enao na mba onena

Eny aky,mirary anao mba ho tsara
Fa ny antsika ty efa nifara
Ny penina sisa no hanambara
Ho vetso ny taranaka amam-para
(Nomenjanahary NY FANAMBY,any enao,01 mai 2023)
--------
Lien:
865 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0162