Lahatsoratra (lahatra) (NY FANAMBY Nomenjanahary)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
I lahatra,lahatra araka ny anarany ve sa ny anarany fontsiny no nosalavona hoe lahatra,,Mbola tsy nahita anjely saingy nahita anio,,zanak'iza ianao ry lahatra hoy ny redirediko irery teo ampahitana anao...eny na reo andalovanao ary tafabanjina avikoa, jereo ange zato...
-ny endriny de hafa mintsy,takolaka feno tsiky arahina jery manja malefaka,ny volony malama no lava erÿ mitompaka moramora eny @ tratranao eny, tsioka ny rivotra malefaka,
-fitafy manara-batana mivoaka tsara..mapitsiriritra ny tovovavy rehetra,mapangina ny hambimpon'ny zatovolahy,
-zato famindrany ! Lahatra miaraka @ fiatsipin'ny tanany,toa mitsingevena ny fahitana azy eo ampamindrana zato tongony,
-nifanena tamiko i lahatra,nitsiriritra ihany ah saingy henoko toa nakahery ny tenanany ny foko,tsapako toa tsy nisy fitiavana azy akory ,,satria nahoana? MAHERY NY FITIAVANA SAINGY MIBAHA AO ASAIKO LOATRA NY FAMPITAHANA,,""tsy mendrika ahy ianao ry lahatra" eny "LAHATRA ho ahy ianao raha voaTENDRIn'ny VINTANA ho ANJARA"

(Ny anjara,vintana,lahat
--------
Lien:
571 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0143