Lahatsoratra (lahatra) (Ilay FANAMBY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
I lahatra,
Lahatra araka ny anarany ve sa ny anarany fotsiny no nosalovana hoe lahatra, mbola tsy nahita anjely saingy nahita anio, zanak’iza ianao ry lahatra hoy ny redirediko irery teo am-pahitana anao... eny na ireo andalovanao ary tafabanjina avokoa, jereo ange zato...

* Ny endriny de hafa mihitsy, takolaka feno tsiky arahina jery manja malefaka, ny volony malama no lava ery mitompaka moramora eny @ tratranao eny, tsiokan’ny rivotra malefaka,
* Fitafy manara-batana mivoaka tsara... mampitsiriritra ny tovolahy rehetra, mampangina ny hambompon’ny zatovolahy,
* Zato famindrany ! Lahatra miaraka @ fihetsipin’ny tanany, toa mitsingevena ny fahitana azy eo am-pamindrana zato tongony,

Nifanena tamiko i lahatra, nitsiriritra ihany aho saingy henoko toa nakahery ny faniriako ny foko, tsapako toa tsy nisy fitiavana azy akory, satria nahoana? MAHERY NY FITIAVANA SAINGY MIBAHA AO AN-TSAIKO LOATRA NY FAMPITAHANA, “tsy mendrika ahy ianao ry lahatra” eny kanefa hoy indray aho: “LAHATRA ho ahy ianao raha voatendrin’ny vintana ho anjara”

(Ny anjara,vintana,lahatra,
--------
Rohy:
1050 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111