ROVA I (izaac)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
jerevo anie ity rova anay tena tsy misy panana
na aiza na aiza iono milay
nony ery saina sy tanana
ireo dada be sy bebe
ireo zoky hiany ko
dia reraka sy namoi fo
niatrika ireo zioga be
talo zany lapa izany
de tsi nana paharoa
tokana izy io . satry!
sombi niaina iani ko
atram ny tokotany hiany ko
no mitahiry n taolambalo
ireo mpanjaka talo
hery tsianana roa
drisy mantsy ri zareo
fa fatsiarovana hiany
sysa no mitahiry
ire razana tsita
--------
Lien:
Catégorie :
Kolontsaina