MISIA IANAO VEHIVAVY (KIRIAH )
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa moa raha Tsy Andriamanitra hanana fitiavanaHitia Amy fony na dia atosika sy lavina ?
Fa vehivavy ianao
Nohariana ahay hitia
Miandry anao ny tany ... misia ianao ! Misia !
Reo fahalemenao maro
Ekena Tsotr 'izao :
Ambany faladian'ny fitia anatinao.
Fitiavan' Andriamanitra itiavany ny olony no nandrombinanao
Sikininao ho hery hikoloana ny tontolon' ilay malalanao .
KIRIAH
( teo ampihainona an'i "Le bon dieu est une femme" )
--------
Lien:
Catégorie :
Fianakaviana - ahy