SIPA FETSY-B (hono) (KIRIAH )
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Teny am-piandohàna :Aoka angaha tsy ho afeniko
ary ho tsoriko ny teniko
fa naha-rikoriko
ianao manjohy ilay tiako
( impolo miova anarana ,mangataka ho namana
fa te hanarangarana )
Ankehitriny kosa:
lazaiko ho ren 'ny hafa
fa maha-sambatra ahy
'lay ianao mijafajafa
misera sy mitafa
manafina alahelo ao anatin ny tokiky.
( tsisy saina mihitsy )
-F' ianao ve manky visy e ? )
DE HOE TSY FANTATRO HONO IZY LE TSY MANISY SARY ANY AMIN' NY FETSY-BOKY ô !!!
KIRIAH
( tsy mandry re ny salanitr' ô ! , tandremo tezitra amiko eo an! )
--------
Lien:
Fans:
Sparker