Ara-lanitra (Nalison Randrianaivo)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ara-lanitrany ara-ray no mialoha
dia avy eo ny ara-roa
ny ara-telo no manaraka
ny ara-efatra misamaka
ny ara-dimy no sampanana
ny ara-enina no tena mibahana
ny ara-fito no misabaka
ny ara-valo no misalaka
ny ara-tsivy no tenda kely
ny ara-folo lanitra
raha tafita amin'ireny
afa amin'ny ara-lanitra
--------
Lien: