Arabaina tratry ny faran-taona (Nalison Randrianaivo)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Arabaina tratry ny faran-taonaho an-tsika mbola velon'aina
dia arabaina tsy maty fo aman'aina
fa mbola naha tratry ity andro ity
mitambara hatrany, mifankatia
dia miarahaba ihany koa
fa tratry ny faran-taona
izay irariana soa
ho tratrany amin'ny herin-taona
dia mba ho tratrany taona mifanesisesy
izay mbola ho avy manaraka
fa androany aloha mifety
sy miara-dia tsy misaraka
--------
Lien:
Catégorie :
Tsingerin-taona