Olon-tiana fahiny (Nalison Randrianaivo)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Olon-tiana fahinyTiako foana izy iny
Na dia nanadino ahy aza
Mbola averiko eto anefa ankehitriny
Ary sahiko ny milaza
Fa tokana ato am-poko izy
Ary sarotra amiko ny hanadino
Izaho manantena no tsy kivy
Ary koa mbola mino
Fa mbola hiverina izy
Mbola hiverina anilako indray
Ka hafana ny hirifiry
No ho sambatra izahay
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana