Mila anao (raozy mainty)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raiso ny tananako fa aza avela irery ahoIlay paradisa hiadanako efa any anatinao
aza atosiko ho lavo fa jereo ampalemena
Miangavy mba tiavo ito foko manantena
Nisy ireo tsy nety mbola averiko fa diso
Tsy ho fotoana veti2 no anovana ny ampitso
f'io ny foko mbola tia ka henoy ny fitarainako
Hanolotena hiova aho satria mila anao ny fiainako
--------
Lien: