Aingam-panahy niserana (Joda Razakasoa)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Injay! ilay feo miserana
fa mibitsika tsy moramora
tsy azoko toherina na ferana
isan'andro isan'ora

raha ao anaty fahanginana
izay misy ny aingam-panahy
no mba faly sy mirana
mety hoe terem-panahy
--------
Lien:
Catégorie : aingam-panahy
1310 2
Commentaires
famoha ( 05/08/2016 03:26)
Margna ny anao. Ianao v l ndf sms tat amko in.Hay ianaw k az mb iz kouuu!Mfnartr'e!
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143