ALAHELO (RFE Andria)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ALAHELO.
Manjombon-dava akia
Ny habaka aty
Indro saron-drahona
Fitia tsitahontahona
.
Matroka maraina
Mamesatra ny saina
Ny lanitra tomany
Fa malahelo ny any
.
Tsy mahita anao
Tsy re hatramin'izao
Moa lasana nandao
Nahita randram-bao?
.
Arivelo.29.12.2016
--------
Lien: