TS'ISY ANAO (1) (RFE Andria)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TS'ISY ANAO.
Rako-drahona ny lanitra
Ny vonin-draozy toa tsy manitra
Toa misaona ny voahary
Ny fiainana tsizarizary
Loko tokana no sisa
Nisolo ilay toa paradisa
Tankina ny loharano
Izay jerena toa angano
...
Ny alahelo anao ry tiana
No tena fara-fahoriana!!!
.
22.12.2016
--------
Lien: