LAVO AM-PITIA (Poezita)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LAVO AM-PITIA

'Lay foko faly naika tsy tony
Niny tsy nanaj'ilay lalàna mifehy
Te hisetra ka nisidina farany ambony
Indrisy!N'iangolan-tambinao tonga hehy!

Naniry ny hiotra n'tany
Haka sombim-bolana ho anao!
Tsy nisidina niakatra fa nijotso ambany
Indrisy!Lavo ka Fo feno kalalao!

'Ay ty foko vorokely mianam'anidina
Tsy mahalala izay ahafaty akory
Mbola mila andry itatao sy ivimbina
Indrisy!Lavo,vonjeo ti foko fa ory!

Ny Poezita
--------
Lien:
1042 1
Fans: Thelo
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Poezita
Inséré par : Thelo
Date : 05/05/2019 11:02
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153