Ny eo akaikinao (Volatiana Rahaga)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
(...)Ny eo akaikinaoManonja,
Mafonja,
Mihiaka,
Masiaka,
Mitsiky,
Mangarika,
Mitrerona,
Miherona,
Mahery,
Malemy,
Mitony,
Mihidy,
Mangotana,
Mangidy,
Mamy,
Hehy,
Tomany,
Ambony,
Ambany,
Mahamanina!
Mahafanina!!
Midaroka,
Manafosafo,
Beroberoka,
Mandoro. Afo!
Marenina,
Manenina,
Doria?
Sanatria!
Vita,
Mangatsiaka,
Mafana,
Mahatamana,
Ny eo akaikinao(...)
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy
Commentaires
nikopol
(
16/06/2008 18:06)
Tiko be ty tonokalo ty, tahaky ny mahita hosodoko za
feno loko maro dia maro
feno loko maro dia maro
Sohitika
(
18/06/2008 12:25)
Atongilano ange ny lohanao e,ho hitanao fa miaina tahaka ny onja (courbes)io, misy ambony sy ambany😊misaotra nankafy azy.