Daty : 01/06/2004 13:21
Nijery : 10448
Tononkalo: 691 Jereo eto
Mankafy : 3 Ankafizo
raozigasy
Raozigasy no solon’anarana nofinidin’i Ramananjato Hajalalaina Andriamiharisoa entiny hamoahana sy hizarana ireovetsovetsony.
Raozigasy: tambatr’ilay Raozy vonikazom-pitiavana sy ilay Gasy manamarika ny fihaviana.
Raozy : lokon’ny fitiavana ; entina mizara ny hotrakotraky ny fo raha faly, entina mampitony ny jalim-po anaty raha malahelo, voninkazon’ny embona sy ny vetsovetso,
Gasy : lokon’ny fihaviana; entina mirehareha amin’ny kolo-tsainy manan-karena, entina iavahana amin’ny
kantony tsy hita noanoa, taratry ny raitra sy ny lafatra malagasy rehetra.
Raozigasy dia filazana ihany koa ilay raozidia miavaka sy manimba ny tontolon’ny raozy tsotra rehetra , miavaka i Raozigasy satria miezaka mampiely patrana ny kanto malagasy manerana izao tontolo izao ary manabe voho hatrany ny tenin-drazany.
Rohy:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/raozy