Raha (honenantsoa)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mety ny atao Moa hatsapa fahoriana?
Fa anaty alahelo no
Hanoratana hakiviana
Raha samy nahateraka
Nefa misy ihany koa
Mijaly tsy mba miaina andro Faly
Heloka ve ny handao -tany?
Raha dify ny haizina
Ka hary ery ny hazava
Tsy hiverina ny andro lasa
Fa manimba izay voa-kinasa
: honenantsoa
--------
Rohy:
Mpakafy:
Riambetso - honenantsoa
