IFONAKO (ikaloyna)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IFONAKOIfonako malala
Ireo sangy adaladala
Nilomanosantsika
Toa tsy ho lany ritra
Ifonako ry tiana
Ireo sarim-pifaliana
namboraka fitia
nampijaliako andry
Kanefa hatramin’ izao
hoafeniko anao
fa anaty foko ao
dia tsisy afa tsy ianao !
Ikaloyna
07/08/14
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana