Fiainana (Nomenjanahary NY FANAMBY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tao atrano:
-tonga izy roa ,
Nanohy ty korana,teny am-parafara
Toa tsy henony akory lay hanoanana
-kalo a,,ndao ho andakojia
Sa hanao karajia
Ndri anga tsy mba noana
Sa ranom-boakazo Hosotroana
-AAAA! Hoy kalo taitra tampoka
Sady nanala ty satroka
Nampetrany sotrizao
Teo ambony saribao
-Oadray! Hoy meva,
Ndri anga adala sa nahoana?
Aiza ny saina,sa antaranoana
-Meva.. Tena miatsiny,
inona hoy zizy ndri teo..hoy i kalo namaly ampisainany
mbola variana amin'ty fiainany ..
-tena gaga i meva nahta ty namany
Nodinihiny i kalo,noraisiny ny tanany
Kalo a,hoy izy tamin'feo malemy
Nabitsiny teny ampotisofiny eny

Nahoana kay ianao no lasa-saina foana?
Tsisy seto,tsisy marimpietoana
Alamino aky ny saina
Fa zany no fiainana

Misaotra hoy i kalo no ambetin-teniny
Misaotra satri ho sitrana Ihany lay feriny

-Tsy nahamasa-bary izy roa fa lasa nakarivotra ndray ary nisakafo tany @ hotel....(sahirana i meva te hamatatra ny tantarampiainan'kalo)

(Ilay FANAMBY,fiainana, 30/01/23)
--------
Rohy:
360 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nomenjanahary NY FANAMBY
Nampiditra : Ilay FANAMBY
Daty : 30/01/2023 17:33
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134