You are here: home > Vetso

MATOKIA - SANDRATRA

Azo vakiana?

Tiako ianao ,tsy misy afa-tsy izay
tiako tsotra izao ary ahy mandrakizay
marony zavatra efa hita
maro ihany koa ny mbola tsy hitafa raha ny lasa no jerena
dia ny fitiavako tsy mba hiena

Ka n'inona n'inona miseho
dia izaho tsy mba ho leo
fa hijanona eo anilanao eo

Mety ho sarotra ny dia
nefa hoy aho hoe:matokia
fa ianao dia ianao irery ihany
no ho tiaviko eto an-tany
minoa ahy fa marina izany



Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha