Ampidiro aloha ny tenimiafina
Kintana (Nalison Randrianaivo)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Kintanamisy kintana iray
izay mandeha dia mandeha
hafa mihintsy izy izay
tsy toin'ireo be dia be
misy kintana an-kitelo
izay misongadina amin'ny maro
toa miombona halahelo
izay mitokana tsy mifangaro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Nalison RandrianaivoNampiditra : nalsonrazakariasa2015
Daty : 26/12/2017 16:36
