Ampidiro aloha ny tenimiafina
Safidy,anjara,lahatra (Nalison Randrianaivo)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Safidy ary ve?ny fanambadiana
Toa azo hisafidiana
izay ho vadiana
Anjara ary ve?
Rehefa any ka lehibe
izay olon-tiana farany
dia iny ve no anjarany?
Dia lahatra ary ve?
Izay ho vadin'ise
fa toa tsy nifidy
anjara sa safidy?
tsy ianao no mandahatra
fa izy no efa lahatra
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Nalison RandrianaivoNampiditra : nalsonrazakariasa2015
Daty : 14/11/2017 20:11
