Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ilay hany tokana iriany (Rajordri)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy ho resy, tsy hangaina ireo miandry ny andrandraina
satria mahery ny finoany
sy ny vavaka ao am-pony
Tsy ny sainy no maranitra
fa tantanan'Andriamanitra
ilay hany tokana iriany
sy mpitantana ny diany
--------
Rohy:
Sokajy :
Vavaka
Mpakafy:
Vitsikakely
Hevitra mandeha
vololomanitra91
(
18/12/2007 07:06)
SLT!!! MARINA IZANY!!!!!!!
