You are here: home > Vetso

Cathia

Tsara reto ny talentantsika malagasy aaa aza avela ho lasa ny vahiny. Anisan zany ny tononkalo
Ny mahakanto azy dia mifono fananarana ho an ny sokajin olona , misy rima maro karazana. Fa anisan ny andry mampijoro azy isika mpamaky. Ka tiavo ny tononkalo malagasy mba hampitempo ny fontsika mpamaky sy poeta , hitempo iray  ho an ity Gasikara malalantsika ity
Tadiavo ny talentanao fa sao dia mba ho lasa poeta

Hametraka hevitra

Midira aloha