Avereno ny fahazazako (Ntoaris)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Avereno ny fahazazako........

Rah ny fahazazako no ambara
Mbola lava ny tantara
fa ny zavatra tsaroako
ny fahazazako tsy mba foiko

ny fahazazako tena mamiko
fa nesorinao t@ko
nosoloinao zavatra hafa
zay toa efa voakinasa

fony zaza aho nilalao
tsy nisaina ny hitia
ny nisaina ny @nao
tsy nanary vola credit

fony zaza aho raha matory
d kilalao no nofisiko
fa tsy fitia nampahory
sy ny karazana hevi-disoko

fony zaza aho raha nianatra
vao nirava d any an-trano
ts mbola lasa nampiaraka
na nitaona anao ho AMOURndrano

fony zaza aho nilalao
tsy nisaina ny hisafo akory
na hikitika anao
tsy nitaona hiara hatory

fony zaza aho nilalao
ts nisaina fahadiovana
fa rehef teo anilanao
fotaka aza tsy lalovana

ka raha azonao atao
hoento aty ny fahazazako
mba hiverenako hilalao
anala izato fahotako

ny fahazazako anie ka mamiko
f'ianao no nanala azy t@ko
ianao no nampizara anay
tsy hiaona manadrakizay

raha ts averano izy izao
dia fahafatesana indray
no anala ahy aminao
tsy hiaona mandrakizay

rediredy ngamba ny ahy
hoy ianao anakam-po
fa raha n hatanoranao ndray
ny fahazazako no taloha

ny fahazazako vao ianao
ny fahazazako vao vehivavy
ny fahazazako no efa tao
fa ianao no nisisika raha avy

d hoy iano raha namaky,"Izao
vehivevy aloha vao fahazazana
f'iza no niteraka anao
mba ahita ny hazavana"

moa tsy ny vehivavy?

Marina ny anao,tena marina
saingy vehivavy hafa tena hafa
raha sendra lavo io izy anarina
nianatra namindra aho notaritiny kifafa

fa ny anao.notaritina t@bika
notaritina t@angolan-teny
ny maso roa mipikapika
ny fahazazako no kendreny

raha manakambo ianao dia zao
avereno ny fahazazako
d ovay ny fihetsika atao
mba tsy handiso izay hombako.

zay no ela fa veloma
ny aminao efa nofafako
olon-kafa ndeha antsoina
d avereno ny fahazazako
--------
Rohy:
1813 0
Hevitra mandeha
Laaris ( 16/07/2012 10:10)
Veloma ry fahazazana
ts oe zah akor n ts tamana
fa ny lalatsika no nizara
Rha ianao @ko mbola tsara

tsika no ts hiaona intsony
fa ny taranako any aoriana
mba tazominao ny fony
ka tsy vehivavy no havarina

ilay tiako nampizara antsika
efa lasan'ny hafa any
raha n endrika s bika
azy irery angamba izany

fa ianao nalany t@ko
no nampahory zato foko
ry fahazazana tena mamiko
ianao no tsy hoadinoiko.


Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ntoaris
Nampiditra : Laaris
Daty : 16/07/2012 10:02
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01