Eh!mbona (Ntoaris)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Eh!nanjary nampalaina
Ny torimaso,tsy hita tsara
Nefa mbola hifoha maraina
Satria mbola hanao"devoir"

Dia nadray "cahier"sy penina
Alina amin'ny folo sy sasany
Tsy nisy minitra enina
Dia nanoratra ny lasany

Di nikatroka nandika
Ny tao na-tsainy,tao am-pony
Ary tsy nisy nipika
Izay zavatra tsaroany

Dia voarakitra daholo
Rejefa resa-pitiavana
Saingy sina ny tontolo
Raha vao tsaroany lay fandavana

Dia napetraka ny Penina
Lasa saina mafy ery
Dia njay fa nanenina
Hoe:"tahak'zay aho tsy nitia"

NY alin'ny 19/10/10 t@ 23h51
--------
Lien:
Catégorie : embona - fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
1592 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0118