Tsiaro...fitiavana (Ntoaris)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nanainga ahy ity foko
Ary tsy nisalasala
Nanentan ahy hitoloko
Sy hahatsiarolay Malala

Dia niainga ny vinany
Hany aho ka tsy natory
Fa izany fitiavana izany
No nanjary nampahory

Dia nanontany tena
Hoe:izany ve ry malala?
ny fitiavana nekena
Fony vao nifankalala

Dia nezahiko notakarina
Sy nohadihadiana lalina
Ilay tena fitiavana marina
Tsy ahitan-tory rehefa alina.

Alin'ny 19/10/10 t@ 00h08
--------
Rohy:
2314 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ntoaris
Nampiditra : Laaris
Daty : 18/07/2012 10:14
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0103