ROTIKA - andriary
Azo vakiana?
Vonton'alahelo
Kotsan-dranomaso
Lay foko toa misento
Maro loatra ireo ankaso
Tomany lava no iainako
Satria mangidy ny fiainako
Ankasoparana ve?
Sa fitsapana ihany re?
Rotika ny foko
Mitanondrika aho mitoloko
Toa leo ny miaina izany
Satri tena vonton-tomany
Potika ny amiko
Ny fahoriako mantsy toa tsy tantiko
Toa voa mainka miha mitombo
Lay foko toa voahombo
Mionitra
21-02-10
Sokajy :
Alahelo
Mombamomba
Mpanoratra : andriary
Nampiditra : MionitraDaty : 24/02/2010
Mpamangy : 1457
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
TASIN-DRINDRINANOVONOINY FA TSY MATY
Taniko...sy tomaniko
MPANKAFY
....nifandamoro
MPAHARY MATIHANINA
Tsiahy lalina
Tany rava
Embona masiaka
TSIAHY MAMATONALINA