SARANGAM-PITIAVANA (BerthiN AinA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny mahantra sy ny MpananaMoa ts mety ho iray lalana
Na koa hiray tran sy latabatr
Fa misy foana lay mapiavak
Toy izan koa ny fitiavana
Fitiavana malefak sy mazana
Mitovy aminy fitiavantsika roa
Nampiarahin nef indrisy Moa()
Indrisy,ho rava lay fitia najoro
Lay fitia taminy fo manotolo
Hosiparany saranga ts mitovy
Tsy hay toherina mba hipody
Ho potik noh izan reo kasain
Dia indrisy ny ten hiala maina
Sady mbol hitondr ratra hafa
Tia hanohitra nefa tsy tafa
Endrey ho las lalin n alahelo
Fa ho rava lay rovantseto
Rova nikambanatsik roa
Lapa-mpitiavana Mifoha
Ao mants zay ry fitiavana
Lay Niorina teo ambon fahantran
Ho rava ialahy atsy ho atsy
Koa matoria amizay fa io ts sangisang
Mandria ampiadanana ry fitia
Fa ndrao ny vatan lahy hahia
Raha ts hisy fanafana iny
Sady ts azo omena tsiny
Koa tsofy rano izy letsy
Fa izy ts afak hihoaMpefy
Hanohitra ny sarangantsika
Satria zay no anjara ef vita
berthin aina
--------
Rohy: