You are here: home > Vetso

Fialonana - Cat

Azo vakiana?

Tsy tantinao mihintsy ve?
Ny mahita ny hafa mba tafita
ka feno fialonana sy fosafosa re
Ty fiainanao vao hiampita

Tadidio  anefa fa mihodina ny tany
Na fosainao na haratsinao aza
Ny hafa mandroso foana ihany
Fa sao dia rendrika eo ka ndrao mamoy fo mihitsy aza

Sokajy : Fiaraha-monina