You are here: home > Vetso

Jesoa lay tena namana - Cat

Azo vakiana?

Nitady ihany aho hatramin izao
Lay namana tsy foiko no tsy mahafoy ahy
Lay namana tena tiako sy tena tia ahy

Kanefa lay namana mba nianteherana
Lasa namadika ity finamanana
ka tojo t@ko lay fisarahana

Ekeko angamba fa zay no lahatra
Tsy izy irery koa ny olona eto an tany
Fa mbola misy anjara any ambadimbadika any

Ilay Jesoa teraka ho antsika
Ka na mpanota aza dia tsy foiny foana isika
Dia Izy ilay Tena namana ho antsika

Sokajy : Namana

Hametraka hevitra

Midira aloha