You are here: home > Vetso

Mpamafy fiadanana sy fanantenana - Cat

Azo vakiana?

Tena niantefa tamnintsika ve ny fiadanana sy fanantenana?  
Nafafin ny Papa Ray Masina
Ho antsika tanora ,olon dehibe
Ka mbola misy  miseho mirehareha

Niantefa ve izany de maro ny tanora mirona?
Tsy mba mandinika kely akory na mitolona
Fa tonga de miroboka misotro , mifoka
Ka very fanahy sy toa migokagoka

Toa zary kobaka am bava fotsiny ihany
Lay hoe fiadanana sy fanantenana
Fa fotoana izao iovana fa tsy hoe amin ny manaraka zany
Taona vaovao hampanjaka ny fiadanana

Sokajy : Malalaka