You are here: home > Vetso

Nisaraka - Cat

Azo vakiana?

Tsingerin-taonako t@ zany fotoana zany
Nisaraka ny lalana izy lasa lavitra any
Zay lay fiainana
Fa mafy lay fisarahana

Lay fampianaranao fahiny
Mbola tsaroako foana ankehitriny
Lay hira nampianarinao an ireo ankizy ireo
"Ho voninahitra ho an i Raiko tokoa ianareo "

Koa veloma mandrapihaona no apetraka
Fa ny tantara fahiny no ipetraka
Herin taona izay no lasa any ho any
Manantena aho fa mbola hiaona isika indray androany

Sokajy : Fisarahana

Hametraka hevitra

Midira aloha