ORANA RIRININA (ikaloyna)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ORANA RIRININA

tsy fantatro hoe maninona
voabaikonao ny foko
ry orana ririnina
hisento sy hitoloko
koa asakasakao !

tonga ny masoandro
nidify any ianao
namela kotsan ando
sy fotaka vaovao
'ty noseraninao

ikaloyna
15/07/14
--------
Lien:
Catégorie : Alahelo - Aingam-panahy
828 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : ikaloyna
Inséré par : vonynive
Date : 17/07/2014 11:13
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145