te hanidina (ikaloyna)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
te hanidina ianao

handao itony tany

hivahiny any ...

hitety ny habakabaka

hitafa amin'i Volana

fa ny eto hoy ianao

toa feno ankaso...

sy ranomaso...

kanefa, raha ho any ianao

handao itony tany

dia ho iza indray

no hitety

ny lohasaha

sy ny havoana

ary rano mikoriana

tsy foinao hatrizay ?

ikaloyna 18/05/14
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - Aingam-panahy
953 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ikaloyna
Nampiditra : vonynive
Daty : 18/05/2014 12:55
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014