Anjoanjoko samirery - NY FANAMBY Nomenjanahary
Azo vakiana?
Anjoanjoko Samirery sisa ny eto
Fa izay atao,mampahory mampiseto
Eny! Anjoanjoko samirery
Satri,nandao ahy ianao ry neny
Fa nahoana e? Sao de tsy rariny
Lasa tokoa mantsy ianao!
Fa nahoana ah no mizaka ny mangy toy zao?
Neny a! miangatra ny fiainana
Zay onenako toa tany karakaina
Fa de nahoana loatra ry neny?
Sa ve zao tokoa no lahatra
Aza laozana irery, fa tsy hitony tsy hisahatra
Nefa atao ahoana !
Fa zao angamba no didy
Enao any antaranoana
Tsy intsika tokoa mantsy no mpandidy
(Ilay FANAMBY,anjoanjoko samirery,25/08/2022)
Mombamomba
Mpanoratra : NY FANAMBY Nomenjanahary

Nampiditra : Ilay FANAMBY
Daty : 25/08/2022
Mpamangy : 142
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Fiainana1Ny fiainana 1
NY FIAINANA I
ASA RAHA MBA FATATRAO
Ny antsika malala
Ny FANAMBY
TanĂ na haolo
Mety aminao ve?
Tena tia
Ny rariny,hitsiny ary marina ankehitriny(citation)