Lahatsoratra (lahatra) - Ilay FANAMBY
Azo vakiana?
I lahatra,lahatra araka ny anarany ve sa ny anarany fontsiny no nosalavona hoe lahatra,,Mbola tsy nahita anjely saingy nahita anio,,zanak'iza ianao ry lahatra hoy ny redirediko irery teo ampahitana anao...eny na reo andalovanao ary tafabanjina avikoa, jereo ange zato...
-ny endriny de hafa mintsy,takolaka feno tsiky arahina jery manja malefaka,ny volony malama no lava erĂ¿ mitompaka moramora eny @ tratranao eny, tsioka ny rivotra malefaka,
-fitafy manara-batana mivoaka tsara..mapitsiriritra ny tovovavy rehetra,mapangina ny hambimpon'ny zatovolahy,
-zato famindrany ! Lahatra miaraka @ fiatsipin'ny tanany,toa mitsingevena ny fahitana azy eo ampamindrana zato tongony,
-nifanena tamiko i lahatra,nitsiriritra ihany ah saingy henoko toa nakahery ny tenanany ny foko,tsapako toa tsy nisy fitiavana azy akory ,,satria nahoana? MAHERY NY FITIAVANA SAINGY MIBAHA AO ASAIKO LOATRA NY FAMPITAHANA,,""tsy mendrika ahy ianao ry lahatra" eny "LAHATRA ho ahy ianao raha voaTENDRIn'ny VINTANA ho ANJARA"
(Ny anjara,vintana,lahat
Mombamomba
Mpanoratra : Ilay FANAMBY

Nampiditra : Ilay FANAMBY
Daty : 05/07/2022
Mpamangy : 77
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Tena tiaNy rariny,hitsiny ary marina ankehitriny(citation)
Ilay tokako enty atany
Ny ventso ny ela
Anjely
Akaiky ny fotoana
Fitiavana
Raha tena tia
DIAVOLANA,(embona)
I Bako malala