Satriko foana... (NY FANAMBY Nomenjanahary)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Satriko foana ny ho eo anilanao,
saingy iram-piti tiko hitoetra ary koa tsy hanapetra tsy mba handao,

satriko foana no hipetraka eto
saingy,mbola lavitra ny lalana ka tsy afaka mipetraka amin'ity adidy mavesatra

satriko foana ry malala
ary tiko foana raha hiara-dala
saingy fitia mandrakizay tiko haorina no iriko ka tsy azo esorina

satriko foana rahavako,
hibanjina eo anoloanao foana ny tavako
saingy handeha ihany satri,tinao haorina lay fiti


satriko foana ry tiko
eto anilanao foana ifaliako
saingy mbola betsaka ny hatao ka aza tsina raha handao,

satriko foana sombinaiko
hahita anao foana holalaiko
saingy avelao aloha aho handao,hanarenana izao ho avin-tsika izao

satriko foana zany,
satri enao lay tokako eto an-tany
saingy lasa aloha aho ho any, mba hanorenana lay ankany
.
(Ilay FANAMBY,iram-pitia ,septambra 2021)
--------
Rohy:
683 1
Mpakafy: Ilay FANAMBY
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : NY FANAMBY Nomenjanahary
Nampiditra : Ilay FANAMBY
Daty : 10/09/2021 19:14
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0164