You are here: home > Vetso

MISIA IANAO VEHIVAVY - KIRIAH

Azo vakiana?

Fa moa raha Tsy Andriamanitra hanana fitiavana
Hitia Amy fony na dia  atosika sy lavina ?

Fa vehivavy ianao
Nohariana ahay hitia
Miandry anao ny tany ... misia ianao ! Misia !

Reo fahalemenao maro
Ekena Tsotr 'izao :
Ambany faladian'ny fitia anatinao.

Fitiavan' Andriamanitra itiavany ny olony no nandrombinanao
Sikininao ho hery hikoloana ny tontolon' ilay malalanao .

KIRIAH

( teo ampihainona an'i  "Le bon dieu est une femme"  )

Sokajy : ahy, Fianakaviana

Hametraka hevitra

Midira aloha