You are here: home > Vetso

SATRIKO - KIRIAH

Azo vakiana?

Satriko ry aiko :
afatratro ato an-tsaiko
afatratro ato am-poko
ireo sentosentonao
tomany sy toloko ,
ireo tebitebinao
...
Toa tanam-bokovoko
atsatok ' ho fambara
atsatok ' hitantara
fa io milevina ao
ny indrisinao rehetra
ka ny ampitsonao
ho MAMY TSISY FETRA.

KIRIAH





Hevitra mandeha

nyhariaina (03/12/2012 12:17:57)

Fa izaho kosa:
Satriko hianoka,
ny kanto mahafinaritra
hapololotranao
ry poeta ankafiziko.
(...)

NY HARIAINA

kiriah (03/12/2012 21:01:50)

NY Hariaina an !!!!!