You are here: home > Vetso

SENTONY FARANY - KIRIAH

Azo vakiana?



Miantsona any ho any
Ny sambom-pahafatesana
Mamela vetivety
Hiano-drediredy
... Raha toa ianao ka mety
Hanao veloma farany
EO anilam-parafarany
Hiaino ireo tantarany
Hitantana ny tanany...

Dia zay no sento farany

KIRIAH
(03/07/2013)