You are here: home > Vetso

SIPA FETSY-B (hono) - KIRIAH

Azo vakiana?

Teny am-piandohàna :

Aoka angaha tsy ho afeniko
ary ho tsoriko ny teniko
fa naha-rikoriko
ianao manjohy ilay tiako
( impolo miova anarana ,mangataka ho namana
fa te hanarangarana )

Ankehitriny kosa:

lazaiko ho ren 'ny hafa
fa maha-sambatra ahy
'lay ianao mijafajafa
misera sy mitafa
manafina alahelo ao anatin ny tokiky.
( tsisy saina mihitsy )

-F' ianao ve manky visy e ? )

DE HOE TSY FANTATRO HONO IZY LE TSY MANISY SARY ANY AMIN' NY FETSY-BOKY  ô !!!

KIRIAH

( tsy mandry re ny salanitr' ô ! , tandremo tezitra amiko eo an! )