Ho anao - Mazavatsinana
Azo vakiana?
Ho anao
Mety hofaty ve ny afo?
Raha tobasan-dranomaso
Sy tebiteby mifamaho
Alahelo sy talaho.
Mety hiova ve ianao?
Raha nilaozako izao
Tsy hisy hiondananao
Ka hitady vaovao.
Izaho anefa tsy matory
Fa mahatsiaro tena ory
Tsy hanadino anie tsy akory
Ny ahiahinao esory.
Aoka ianao ho tamana
Mbola hiady ny akama
Te handresy fahantrana
Mahandrasa ry malala.
Mazavatsinana 24 aout 2017
Mombamomba
Mpanoratra : Mazavatsinana

Nampiditra : TRRV
Daty : 24/08/2017
Mpamangy : 903
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Tsy habembona ahoZandrikely
Hoahy ianao
MPIVAHINY Eto an-tanim-pa
an-tany lavitra
Soratra
Sorona
Misosa
Ny lasako