You are here: home > Vetso

I M P I R Y - Mikalo nantenaina

Azo vakiana?

Impiry aho no lavo!
Impiry aho no resy!
Fa teo fona ianao...
Nampahery ,nampitraka
R'ilay "andriamanitra" tsy mba manavaka

...MIKALO NANTENAINA

Hametraka hevitra

Midira aloha