You are here: home > Vetso

MALALA A! - Mikalo nantenaina

Azo vakiana?

Malala A!
Etsy ! misambara...
Fa efa anao ny foko
Etsy ! misambara...
FA
Aoka ! hivalona any ny toloko...
F'ireny efa zava-mamarara
Ka aoka hijanona any,
Etsy ! misambara...
dia fafao ny ranomaso!
Fa intsony tsy handresy antsika ny ankaso,
Ka manomboka eto androany...
Intsony ianao tsy hitomany!
Fa eto aho hamalifaly,
Sy hanaisotra ny jaly.

*MIKALO NANTENAINA
08/10/20

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha