You are here: home > Vetso

LOATRA - Mikalo nantenaina

Azo vakiana?

Malala A!
Any ianao any...
Asa ra mahatsiaro toa ahy
Fa ny foko mbola tia
Te ho eo anilanao,
Fa tsy misy ny azo atao  
Satria tiko loatra ianao.

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

mikaloofficiel (29/02/2020 19:01:53)

loatra...

Hametraka hevitra

Midira aloha