Ny soratro (Ntoaris)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ato anaty soratro
noilazako ny alaheloko
ato anaty soratro
nomisy ny tsiambarateloki

ato anaty soratro
no ilazako ny hafaliako
ato anaty no soratro
no rakitry ny fijaliako

fa ny soratro notoerana
sompitry ny fahatsiarovako
s'reo embona miseran'
ny lalana nolalovako

fany soratro ihany koa
no tranom-bakoky nyfiainako
na ny ratsy na ny soa
Faniriako,fitarainako
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana - Aingam-panahy
933 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ntoaris
Nampiditra : laaris
Daty : 05/07/2012 10:43
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014